moov.mg Open in urlscan Pro
192.124.249.169  Public Scan

Submitted URL: http://moov.mg/
Effective URL: https://moov.mg/
Submission: On August 16 via manual from GB — Scanned from GB

Form analysis 2 forms found in the DOM

GET /recherche/

<form method="get" action="/recherche/">
  <label class="relative my-4 mx-8 hidden md:block" for="header-search-form">
    <input class="block mx-auto text-left text-2xl h-10 pl-12 rounded-xl bg-black text-white border-2 border-gray-100 w-full" placeholder="Recherche" id="header-search-form" name="query" value="">
    <img class="absolute top-1/2 left-3 h-9 pr-2 transform -translate-y-1/2 cursor-pointer" src="/assets/images/search.svg">
  </label>
</form>

GET /recherche/

<form method="get" action="/recherche/">
  <label class="relative my-4 mx-8 mx-auto" for="header-search-form">
    <input class="block mx-auto text-left text-2xl h-10 pl-12 rounded-xl text-black border-2 border-gray-400 w-full" placeholder="Recherche" id="header-search-form" name="query">
    <img class="absolute top-1/2 left-3 h-9 pr-2 transform -translate-y-1/2 cursor-pointer" src="/assets/images/search.svg">
  </label>
</form>

Text Content

 * Telma TV
 * Mbalik
 * Telma.mg
   

 * Cours de change
   €4847.98 AR | $4448.04 AR

Previous

Next
 * 1
 * 2
 * 3
 * 4
 * 5
 * 6

 * Cours de change
   €4847.98 AR | $4448.04 AR

 * Actualités
   Economie Gasy Winner Médecine & Santé Vaovao Sport International Nationale
   Culture
 * Tendances Moov
   Sexualité & Mariage Asa & Fianarana Madagasikara HighTech People Fahasalamana
   Nahandro Gasy
 * Vie pratique
   Pharmacies de garde Cours de change
 * Forum
 * Découvrir Telma


Previous
Nationale


ANTSIRANANA - PLACE AUX ACTIONS SOCIALES

16/08/2023 06:02 © L'Express De Madagascar
Vaovao


ROMY ANDRIANARISOA : VOAROAKA TAO AMIN’NY FIADIDIANA NY REPOBLIKA !

14/08/2023 16:54 © Moov.Mg
Next
 * 1
 * 2


FLASH ACTU

Mercredi, 16 Août 2023

Fanampin-tsakafo an-tsekoly miisa 952 000 no ho tolorana ny
foibem-pitondram-paritry ny fanabeazam-pirenena (DREN) Anosy ho fanohanana
ara-tsakafo ireo mpianatra.

18:08


Des produits périmés découverts auprès de sept épiceries de Tsaratanana ont été
brûlés, après le contrôle mené par l’équipe du ministère de l’Industrialisation,
du Commerce et de la Consommation.

17:07


Bekomondro : Andrin-jiro miisa 29 vaovao, izay hatao hanampiana ireo efa nisy
teo loha, no najoron’ny Jirama mba hanazavàna ny tanàna sy hiadiana amin’ny tsy
fandriampahalemana.

16:09


Handray ny fihaonambe nasionalin’ny vondrona miaramila Kristianina izay ho
tanterahana ny 17, 18 ary 19 Aogositra ho avy izao ny renivohitr’i Toliara.

15:14


Transport ferroviaire : La cérémonie d’ouverture de la ligne Train Urbain aura
lieu ce jeudi 17 Août, sauf changement de programme de dernière minute.

14:04


Lalaon'ny Nosy - Natation : Efa tontosa soamantsara ny fanavaozana ny dobo
filomasona ao amin'ny l'Académie Nationale des Sports (ANS) Ampefiloha

13:09


44 052 ménages vulnérables bénéficieront d’un soutien alimentaire comprenant 25
kg de riz, 10 kg de légumineuses, 2 litres d’huile grâce à la coopération entre
le BNGRC et l’Arabie Saoudite.

12:02


Le dépôt de candidature pour participer au programme Young African Leaders
Initiative (YALI) Mandela Washington Fellowship, est ouvert jusqu’au 12
septembre 2023.

11:23


Voarara any Algérie ihany koa ny fandefasana ny horonantsary "Barbie".
Nambaran'ny ministry ny kolotsaina any an-toerana fa tsy mifanaraka amin'ny
finoan'izy ireo sy ny kolontsainy.

10:06


6 individus en train de s’emparer illégalement des palissandres dans la forêt
protégée de Makira, secteur II Ambinanitelo, ont été arrêtés.

09:10


Nampihofana mpanao gazety tanyToamasina ny teo anivon’ny CSI na misahana ny
fahitsiana sy ny mangarahara

08:13


Tolagnaro : Une concertation entre les acteurs de la mine de Mandena est déjà en
cours, selon le mouvement de la société civile Rohy.

06:16


Digitalisation : Des carnets QR Code seront déployés auprès de 40 000 ménages
issus des régions Diana et Sava.

18:19


Mampahatsiahy ny CUA Antananarivo fa amin’ny 4 ora hariva hatramin’ny 8 ora
alina ihany no fanariana ny fako. Sazy 5 000 ariary no miandry izay tratra
manary fako ivelan’ireo ora ireo.

17:18


Nanomboka omaly ary haharitra 5 andro ny fampiofanana ireo mpampianatra mitazona
ny taranja siantifika ao amin’ny DREN Analanjirofo. Tafiditra ao anatin’ny
vinan’asa « Back To School and Learning » iarahana amin’ny UNICEF izany.

16:14


Programme Ankohonana Miatrika : 15 000 ménages vulnérables d’Antsiranana vont
bénéficier d’un soutien financier d’un montant total de 250 000 ariary chacun.

15:29


Lalaon'ny Nosy andiany faha-11: Delegasiona miisa 675 izay ahitana atleta miisa
458, avy amin'ny Nosy Maurice no efa tonga eto Madagasikara Lalaon'ny Nosy
andiany faha-11

13:38


Azon'ny sekoly Katolika St Gabriel ao Mahajanga ny naoty ambony indrindra
tamin'ny fanadinana bakalorea 2023. Maromaro ireo mpianatra tsara naoty.

12:10


Fitorohana fanararaotana ara-nofo : Tapaka ny fifandraisana eo amin'ny
mpikarakara ny Miss Universe sy ny mpikarakara Miss Universe any Indonésie

11:07


Résultats Bac Antananarivo : La délibération pour se fera vers le 17 août, et
les résultats sortiront peu après.

10:09

Voir Plus
Sexualité & Mariage


CUNNI : TIAN'NY VEHIVAVY REHETRA VE ?

16/08/2023 05:53 © Moov.Mg
Sport


FOOTBALL - JEUX DES ILES - VAINCRE LES SEYCHELLES, PREMIER OBJECTIF

16/08/2023 09:45
Nationale


CONSOMMATION FRAUDULEUSE - CINQ PLAINTES CONTRE LE VOL D’ÉLECTRICITÉ DE LA
JIRAMA

16/08/2023 09:32
Nationale


VANDALISME - VOL MASSIF DES LAMPADAIRES À TSARASAOTRA

16/08/2023 09:17
Culture


SPECTACLE : « 21 CONSTAT » DE VAL, PRÉSENTÉ AU CGM

16/08/2023 08:14
Vaovao


MORARANO CHROME : ZAZA TELO MATY, MAY KILAN’NY AFO

16/08/2023 08:11
Sport


JEUX DES ÎLES – FOOTBALL : LES BAREA AFFRONTENT D’ENTRÉE LES SEYCHELLOIS

16/08/2023 08:00


Les derniers articles


ANTSIRANANA - PLACE AUX ACTIONS SOCIALES

News




16/08/2023 06:02 © L'Express De Madagascar

Mis à part les festivités entourant l’accueil de la flamme des Jeux des Iles
dans le Nord, le passage du président Andry Rajoelina à Antsiranana a apporté de
nombreux avantages sociaux à différentes catégories d’habitants. Parmi eux, les
retraités de la société Secren.


TOROHEVITRA AMPITONIANA NY FANAINTAINANA MANDRITRA NY FADIMBOLANA

16/08/2023 15:08

Maro ny vehivavy sy ny tovovavy mitaraina marary ao amin’ny kibo na ny valahana
rehefa tonga ny fadimbolana. Fa inona no antony mahatonga ny fanaintainana
mandritra ny fadim-bolana ary ahoana ny fomba atao ampitoniana izany ?




FITAIZANA : TANDREMO NY MANOROKA ZAZAKELY EO AMIN’NY MOLOTRA

16/08/2023 11:42

Maro ireo ray aman-dreny manana fahazarana manoroka ny zanany mbola kely eo
amin’ny molotra. Na dia fihetsika mifono fitiavana aza izany dia mila fadiana
satria mety mampidi-doza amin’ny fahasalaman’ny zaza. Inona ary ny mety ho
vokadratsin’ny manoroka zazakely eo amin’ny molotra ?




CUNNI : TIAN'NY VEHIVAVY REHETRA VE ?

16/08/2023 05:53

Filalaovana taovam-pananahana amin'ny vava/ lela no amatirana ny "cunnilingus".
Ny lehilahy no manatanteraka azy io mba hanaitaitra na hampahazo fahafinaretana
tanteraka ny vehivavy. Mipetraka anefa ny fanontaniana hoe tena ankafizin'ny
vehivavy rehetra tokoa ve izany ?




OLONA LASAN'NY RANOMASINA : NILOMANO TAMIN'NY TOERANA MAHAFATY SA TSY NANAJA
FADY ?

13/08/2023 08:01

Fialan-tsasatra amoron-dranomasina : Fantaro ny atao hoe "Courrant
d'arrachement", hery misintona amin'ny faritra tsy misy onja (Baïne). Io faritra
io dia varavarana ho an'ny fahafatesana raha tafaroboka na dia mahay milomano
aza.




GOÛTER GASIGASY : ATORO ANAO NY FIKARAKARANA MOFO VOATAVO

11/08/2023 16:44

Ny fikarakarana mofo voatavo indray ary no aro anao anio. Azo atao goûter ho
an’ny ankizy amin’izao fialantsasatra izao fa azo atao fitadiavam-bola ihany koa
satria samy mankafy izany na ny kely na ny lehibe.




MPIVADY TSY MANIRY NY HITERAKA : INONA NO METY HO ANTONY ?

11/08/2023 15:33

Mihamaro ankehitriny ireo mpivady any ivelany no tsy maniry ny hiteraka. Safidy
tokoa ny azy ireny fa tsy hoe tsy mety mahazo zaza. Fa inona tokoa no antony
mahatonga ireny mpivady ireny tsy manam-paniriana ny hanan-janaka ?




ANKIZY MISY APHTE : INONA NO TOKONY ATAO ?

11/08/2023 10:39

Ratra kely ao am-bava mampijaly ny ankizy tokoa ny aphte. Matetika mipoitra izy
ireny anatin’ny fahazazana ary mihena tsikelikely izany rehefa mitombo ny taona.
Tsy tokony misy atahorana ny aphte na dia mety marary sy manelingelina tokoa aza
amin’ny andavanandro. Inona ary no azo atao mba hampitony sy hanasitranana ny
ankizy misy aphte.




FIALANTSASATRA : TSY VOATERY MANDEHA VACANCES VAO AFAKA MAMPIFALY NY ANKIZY

11/08/2023 09:14

Maro ireo ray aman-dreny no mikikitra miasa mitady vola mba hitondrana ny zanany
mandeha vacances. Tsy tokony atao mampiferotr’aina nefa raha toa ka tsy ampy ny
am-pelatanana satria tsy voatery mandeha vacances vao afaka mampifaly ny ankizy
mandritra ny fialantsasatra. Maro tokoa ny zavatra azo atao mampiala voly ny
ankizy.




GOÛTER HO AN’NY ANKIZY : ‘NDAO HANAO TARTE AUX FRAISES !

10/08/2023 21:36

Anisan’ny mahavaky saina antsika ray aman-dreny ny mitady ny ho atao goûter
an’ny ankizy amin’izao fialantsasatra izao. Vokatra izao ny fraises ka atoro
anao eto ary ny fomba tsotra fikarakarana ny tarte aux fraises.




FIALANTSASATRA : TOROHEVITRA FIKOLOKOLOANA NY SAIN’NY ANKIZY MPIANATRA

10/08/2023 20:04

Rehefa fialantsasatra lehibe toy izao dia manara-po tokoa ny ankizy amin’ny
kilalao sy ny fialamboly rehetra. Maro amin’izy ireo noho izany no sahirana
tokoa rehefa miverina mianatra satria adino tanteraka ny fianara. Inona ary no
fomba fikolokoloana ny sain’ny ankizy mpianatra ?




IREO TOMBONTSOA AZON’NY TOERANA FANDEHANANA FIALANTSASATRA

10/08/2023 14:11

Ny ankamaroan’ny fianakaviana na mpinamana mandeha miala sasatra dia tsy
mieritreritra loatra ny fiantraikan’ny dian’izy ireo eo amin’ny toerana
tsidihiny. Marihana nefa fa samy mahazo tombontsoa avokoa na ny mpitsidika na ny
tsidihina. Inona avy ary ireo tombontsoa azon’ny toerana fandehanana
fialantsasatra ?




MPIVADY : ANTOKY NY FAHAFINARETANA EO AM-PANDRIANA NY « PRÉLIMINAIRES »

10/08/2023 09:56

Oroka, safosafo, bitsibitsika eo amin’ny hatoka… maro ireo fomba sy fihetsika
manaitaitra azo atao alohan’ny firaisana ara-nofo, antsoina ihany koa hoe «
préliminaires ». Tsy fandaniana andro izy ireny fa antoky ny fahafinaretana eo
am-pandriana ho an’ny mpivady. ‘Ndeha anie ho resahina e !




VACANCES : IREO TOMBONTSOA LEHIBE AZO AVY AMIN’NY FANDEHANANA MIALA SASATRA

09/08/2023 15:05

Maro ireo fianakaviana Malagasy no mandeha miala sasatra mivoaka ny tanàna misy
azy rehefa fotoan’ny fialan-tsasatra toy izao. Raha ny avy ety afovoan-tany
matetika dia mandeha mamonjy morontsiraka. Tsy haitraitra velively ny
fandehanana miala sasatra ary maro ny tombontsoa azo avy amin’izany arak’ireto
tanisaina manaraka ireto.




VEHIVAVY AVY NITERAKA : AHOANA NO ATAO REHEFA KAIKERIN’NY PIA ?

09/08/2023 11:40

Tranga iray mampijaly sy mampitaraina ny vehivavy avy niteraka ny hoe
kaikerin’ny pia. Matetika moa izy io dia afangaron’ny olona amin’ny sovoka.
Zavatra roa samy hafa tokoa anefa izany. Andeha ary ho resahina eto ny atao hoe
pia sy ny fisehony ary ireo azo atao hampitoniana ny fanaitainana.




VIE DE COUPLE : LES PIRES TUE-L ’AMOUR À ÉVITER

09/08/2023 10:02

Trouver l’amour n’est pas une chose facile, le préserver l’est encore moins. Une
fois en couple, il faut faire attention à certains détails et habitudes qui
peuvent éteindre la flamme de l’amour. Voici donc les pires tue-l ‘amour à
éviter pour faire durer la relation




« VOYAGE ORGANISÉ » : HEVITRA TSARA HANDEHANANA MIALA SASATRA VE ?

08/08/2023 16:43

Miroborobo eto Madagasikara efa taona vitsivitsy izao ny « voyages organisés »
na ireo fitsangatsanganana na dia voalamina. Maro no efa afa-po tamin’izany fa
misy ihany koa ireo diso fanantenana. Hevitra tsara tokoa ve ny handehanana
miala sasatra amin’ny alalan’ny voyage organisé ? ‘Ndeha ho resahina ny mety ho
lafy tsara sy ny lafy ratsin’izany.




MPIVADY : METY MAMPIDINA NY FILÀNA ARA-NOFO NY RIRININA

08/08/2023 10:12

Maro no mieritreritra fa tia mifampizara hafanana ny mpivady rehefa mangatsiaka
ny andro ka mazoto miray ara-nofo kokoa rehefa ririnina. Matetika nefa dia ny
mifanohitra amin’izany no mitranga. Fa inona no antony mampihena ny filàna
ara-nofo rehefa ririnina ary ahoana no atao hiadina amin’izany ?




ZAZAKELY : AHOANA NO FOMBA ATAO HANESORANA NY TAIKOMBONDOHA ?

08/08/2023 08:33

Misy ohatra ny angandrano ny volo, ny volomaso na/sy ny tarehin’ny zazakely ?
Ireny no antsoina hoe taikombondoha. Tsy misy atahorana ny fisian’ireto farany.
Mety mihabetsaka kosa nefa izy ireny ary hanelingelina ny maso ny mijery izany.
Atoro anao eto ary ny fomba fanesorana ny taikombondoha.




MPIVADY : AZO ATAO VE NY MITAMBATRA BOROSY NIFY ?

07/08/2023 17:12

Maro ireo mpivady no mitambatra fitaovana maro ao an-tokantrano, anisan’izany ny
borosy nify. Azo atao ary tsy misy atahorana amin’ny fahasalamana ve ny
mitambatra borosy nify amin’ny vady ? ‘Ndeha ho resahina eto ireo zava-dehibe
tsara fantatra mahakasika ny fampiasana borosy nify.




ANDRO IRAISAM-PIRENENA HO AN’NY FAMPIANARANA : NY MAHA ZAVA-DEHIBE NY FAMPIANARA

07/08/2023 13:54

Ankalazaina isan-taona ny 07 aogositra ny andro iraisam-pirenena ho an’ny
fampianarana. Entina hanamarihana izany fotoana izany ary dia andeha ho
hamafisina ny maha zava-dehibe ny fanabeazana sy ny fianarana.




LES PARTENAIRES


Facebook

Twitter

LinkedIn

Copier le lien
Actualités
|
Tendances Moov
|
Pharmacie de garde
|
Contact

MOOV © 2022 - Designed by Code & Scale
Mentions Légales et CGV
 * Telma TV
 * Mbalik
 * Telma.mg
   

 * Actualités
   * Economie
   * Gasy Winner
   * Médecine & Santé
   * Vaovao
   * Sport
   * International
   * Nationale
   * Culture
 * Tendances Moov
   * Sexualité & Mariage
   * Asa & Fianarana
   * Madagasikara
   * HighTech
   * People
   * Fahasalamana
   * Nahandro Gasy
 * Vie pratique
   * Pharmacies de garde
   * Cours de change
 * Forum
 * Découvrir Telma

Betay

Moovnaute

Publier